Sport

Arnaud Randrianantenaina Mety hilalao any Portugal


  • Zoma 15 Janoary 2021

Taorian’ny fifanarahana voasompatra tokony nifanaovan’ilay lohalaharana Malagasy,

 

 

 

 Arnaud Randrianantenaina, tamin’ny divizionina faharoa frantsay, Grenoble GF 38, dia mbola niandry klioba handray azy hatrany ity mpilalaon’ny CNAPS Sport ity. Araka ny loharanom-baovao izay akaiky ny dosie mikasika ity kintan’ny kitra Malagasy vao 20 taona ity dia mety ho tanteraka ihany ny hetahetan’i Arnaud hilalao any Eoropa. Mbola klioban’ny baolina kitra izay misandrandra ao anaty fifaninanam-pirenena divizionina faharoa hatrany no fantatra fa liana amin’ny lehilahy saingy ao Portugal kosa. An-dalam-panatanterahana ny dingana rehetra ankehitriny ny klioba 2 tonta ary sambany hisy Malagasy handray anjara amin’ny fifaninanam-pirenena Portugey noho izany raha toa ka tanteraka ity fifanarahana ity.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT