Arnaud Randrianantenaina

Mametraka ny tantarany ao amin’ny El Gouna FC


  • Alatsinainy 29 Janoary 2024

Mametraka ny tantarany ao amin’ny El Gouna FC, divizionina voalohany

ao Ejipta eo amin’ny taranja baolina kitra, ankehitriny ny lohalaharana malagasy, Arnaud Randrianantenaina. Nametrahan’ny mpanazatra ity klioba ity fitokisana misimisy kokoa moa izy tato ho ato, raha tsiahivina, satria dia ny lehilahy izany ankehitriny no kapitenin’ny El Gouna. Nanome toky ireo mpankafy azy sy ny kliobany izy ny sabotsy teo raha hiatrika ny ¼-dalan’ny tompondakan’ny ligin’i Ejipta. Tsy nahafa-po anay ny vokatra, hoy i Arnaud, saingy manome toky kosa izahay fa hiverina amin-kery indray. Tsiahivina hatrany fa 23 taona moa ankehitriny ity mpilalao malagasy ity ary miroso amin’ny heriny tanteraka.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT