Sport

Anthony Hampandroso ny baskety any Bongolava


  • Alarobia 24 Jona 2020

Rotsiniaina Anthony na Rotsy, 19 taona, dia mpilalao ny taranja basikety avy any Bongolava.

 

 

 

 

Tsy nataon'ny ligy niaviny sakana ny maha zandriny indrindra azy satria hitan'izy ireo fa manana fahamatorana sy fahafahana tsara hampandroso ny basket 3x3 any Bongolava izy. Hoy indrindra i Anthony raha nanontaniana ny heviny nampandrisika azy hilalao basikety izy : « Ny basketball dia anisany fomba entina hitaizana ny tanora eo amin'ny lafiny ara-batana sy ara-moraly. Noho izany indrindra no nanosika ahy hitia sy handalina misimisy kokoa an'ity taranja ity ary hanampy sy hampandroso ny basketball aty amin'ny faritra misy ahy ».

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT