Sport

Ando Niaina Herimahefa - Rugby Hiatrika ny tetikasa “bourses de leadership Exécutif 2020”


  • Alarobia 04 Martsa 2020

Fantatra izao araka ny vaovao nampitain’ny Malagasy Rugby fa hotohizan’ny World Rugby “Federasiona iraisam-pirenen’ny taranja rugby” ny tetikasa

 

 

 “Programme de bourses de leadership exécutif féminin » taorian’ny fahombiazan’ny rugby maneran-tany ka anisan’ireo voafidy hiatrika ny “Programme mondial des bourses de leadership Exécutif 2020”  hotontosaina any amin’ny foiben’ny foiben’ny CIO “ Comité international olympique » any Lausanne Suisse i Ando Niaina Herimahefa (Madagascar) izay tompon’andraikitry ny mpitsara rugby vehivavy sady “Manager de rugby scolaire des filles, Malgby Malgby”. Marihina fa ny Komity Olimpika Malagasy no tompo-marika amin’izany fandehanan’ny solontena Malagasy any Suisse izany.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT