Sport

Andaboly Toliara Miandry ny « tapis » sentetika ny kianja Maître Kira


  • Alakamisy 25 Jona 2020

Raha ny vaovao voaray avy any amin’ny tompon’andraikitry ny baolina kitra any an-toerana dia ny « tapis »

 

 

 

 

 hapetraka eo amin’ny kianja filalaovam-baolina sisa handrasana atao dia ho vita ny fanamboarana natao tao amin’ny kianja Maître Kira ao Andaboly Toliara dia hiova ho kianja manara-penitra ity kianja ity amin’ny ankapobeny. Raha ny fanadihadiana natao dia fantatra fa efa misy “tapis” sentetika miisa 110 efa tonga eto amintsika ka miandry ny hametrahana azy ireo amin’ireo kianja manarapenitra haorina rehetra. Inoana fa tsy ho diso anjara amin’izany ity kianja Maître Kira Andaboly any Toliara ity fa : “efa tena maika ny hanety mivantana sy hanitsaka an’izany kianja sentetika izany ny mpamaraky mpisôma laboly any an-toerana”.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT