Sport

Analamahitsy tanàna Notokanana ny kianja “multisports” faharoa


  • Zoma 11 Martsa 2022

Notokanana omaly tetsy Analamahitsy tanana ny kianja “multisports” faharoa M’Hetsika MVola. Araka izany anarany izany dia tohin’ireo tetikasa kianja marolafy eo anivon’ny orinasa MVola

 izy io ary iarahany miasa amin’ny kaominin’Antananarivo renivohitra sy ny Fondation Axian. Tonga nanotrona izany teny an-toerana moa ny ben’ny tananan’Antananarivo, ny lehiben’ny fokontanin’Analamahitsy, ny tale misahana ny fanatanjahantena eo anivon’ny kaominin’Antananarivo renivohitra ary ireo ekipan’ny Axian sy MVola. Tanjona ao anatin’ny fanitarana hatrany ny tetikasa toy itony, hoy ny fanazavana, ny hahafahana mampiroborobo ny fanaovana fanatanjahantena ho tonga fanoitry ny fanabeazana sy fahasalamana ary famerenana anaty fiarahamonina indray, indrindra, ireo tanora nahiliky izany fiarahamonina izany na revo amin’ny zava-mahadomelina sy fidonanam-poana ihany koa.
J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT