Sport

Ampahefa-dalan’ny “Telma Coupe de Madagascar” Tafita ny Uscafoot, Fosa Juniors, Ajesaia, Cnaps Sport


  • Alatsinainy 06 Mey 2019

Ny Uscafoot Analamanga sy Fosa Juniors Boeny an-daniny ary ny Ajesaia Bongolava sy Cnaps Sport Itasy an-kilany no tafita hiatrika ny

 

 

 

lalao manasa-dalan’ny fifaninanana baolina kitra “Telma Coupe de Madagascar 2019”. Tontosa omaly alahady 05  mey tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina sy tany amin’ny kianja Rabemananjara Mahajanga avokoa ireo 1/4-dalana rehetra ka nahazoana vokatra : Uscafoot (4) 3 – 3 (2) Costm ; Fosa Juniors 2 – 1 As Jet Mada ; Ajesaia 3 – 1 Elgeco Plus ; Cnaps Sport  2 -  0 Cffa.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT