Sport

Ambohimalaza Time Attack 1.0 Hahazo tombony ireo mpitia moto matanjaka


  • Talata 24 Novambra 2020

Hotanterahina ny alahady 29 novambra izao ny “Ambohimalaza Time Attack 1.0”,

 

 

 

fifaninanana natokana ho an`ireo moto matanjaka (grosses cylindrées). Hozaraina ao anatty sokajy fito ireo mpifaninana dia ny Chopper, ny Custom Vintage, ny sportive, ny Trail, ny Maxiscooter, ny Roadster ary ny Super motard. Adim-pamantarandro no hanaovana ny hazakazaka. Hisy halavirana 4,03km mampitohy an` Ambohimalaza sy Imerinkasinina izany hazakazaka izany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT