Amboara eran-tanin’ny Rugby

Nisantatra fandresena ny Makis 7s


  • Alatsinainy 03 Martsa 2025

Nisantatra fandresena ny Makis 7s, sokajy lehilahy, na ny ekipam-pirenena malagasin’ny

taranja baolina lavalava na Rugby nandritry ny andro voalohan’ny amboara eran-tanin’ny Rugby na World cup HSBC sevens challenger 2025 atao any Cape town, Afrika atsimo, ny sabotsy teo. Nandresy 21 noho 19 nanoloana ny Hong kong China 7s ny Makis. Niondrika tamin’ny isa mavesatra 00 noho 36 nanoloana ny ekipam-pirenen’i Canada kosa isika avy eo. Na izany na tsy izany, Alefa foana Makis!
Nangonin’i J. Mirija
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT