Sport

Ahmad Tsara toerana mbola ho filohan’ny CAF


  • Alarobia 28 Oktobra 2020

Federasionina miisa 9 amin’ireo firenena 54 mpikambana eo anivon’ny kaonfederasionina afrikanin’ny baolina kitra sisa no tsy nanao fanambarana fa manohana ny filatsahan’ny filohan’ny CAF ankehitriny,

 

 

Ahmad Ahmad, ho filohan’ity rafitra ity fanindroany indray. Fantatra omaly fa hanohana azy ihany koa ny federasionina kameroney na Fecafoot. Alzeria, Botswana, Côte d’Ivoire, Nizeria, Sierra Leone, Afrika atsimo, Ouganda ary i Zimbabwe izany sisa no andrasana ny fanehoan-keviny. Inoana araka izany fa mbola ho tafaverina eo amin’ny toerana indray ity filohan’ny federasionina malagasin’ny baolina kitra teo aloha ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT