Sport

Afrobasket Men 2011


  • Talata 09 Martsa 2010

Ny 17 martsa no hamantarana ny mpampiantrano

Naharay taratasy avy amin’ny Sekretera jeneralin’ny FIBA Afrika, Alphonse Bilé, mirakitra ny akon’ny fivorian’ny FIBA Afrika natao omaly 8 martsa tany Abidjan, mikasika ny fifidianana izay firenena handray ny Afrobasket men 2011 ny filohan’ny federasiona Malagasy, Ramaroson Jean Michel omaly.

Firenena telo moa no mifaninana handray io hetsika kaontinantaly io dia i Côte d’Ivoire sy Nigéria ary Madagasikara. Marihina fa ny 2 martsa teo no nifarana ny fanadihadiana natao ireo federasiona nasionaly telo nametraka filatsahan-kofidiana handray io fiadiana ny amboaran’i Afrika sokajy lehilahy io. Ny 17 martsa izao no hanaovana ny fivoriana farany any Abidjan, hanapahana sy hanendrena izay firenena lany handray io Afrobasket Men io.

Hery Rabe

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

  • MAFANA TRAIL
  • Alakamisy 03 Septambra 2026

LA TRAVERSÉE DES VALLÉES 2026

Hijery ny tohiny
FTT