Sport

Afrobasket 3 x 3 TOGO Nigeria sy Niger no hifandona amin’ny Madagasikara anio


  • Sabotsy 04 Novambra 2017

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly zoma 03 novambra 2017 tany Lomé TOGO ny fifananinanana fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika eo taranja Basikety baolina FIBA 3 x 3 andiany voalohany izay haharitra hatramin’ny alahady 05 novambra ho avy izao.

 Anio sabotsy 04 novambra 2017 no hiditra an-tsehatra ny solontena Malagasy miatrika an’ity fifaninanana ity ka i Nigeria sy Niger no hifandimby hikatroka aminy amin’izany. Ny iray amin’ny 11h40 ary ny iray amion’ny 14h00. Fa toy izao ireo fizam-bondrona amin’ity fifaninana ity. Groupe A : Ouganda - Mali – Gambie ;  Groupe B: Madagascar - Nigeria – Niger  ;  Groupe C: Égypte - Côte d'ivoire – Mauritanie  ; Groupe D: Ghana -Togo – Bénin.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT