Sport

Afrobasket 2021 Vondrona E - Zimbabwe Firenena sisa no handray anjara manomboka anio


  • Talata 21 Janoary 2020

Hanomboka anio talata 21 janoary 2020 any Bulawayo Zimbabwe ka tsy hifarana raha tsy amin’ny faha-25 janoary ho avy izao ny fifanintsanana ao amin’ny vondrona E hahazoana miatrika ny Afrobasket 2021 hotontosaina any Rwanda

 

 


 

Nitsoaka an-daharana i Afrika atsimo sy Botswana ary i Comores ka dia i Madagasikara- Zimbabwe- Zambie izany sisa mandray anjara amin’ny fifaninanana araka ny fandaharana :

21/01/2020  (07 ora hariva Malagasy) : Zimbabwe # Madagasikara

22/01/2020  (07 ora hariva Malagasy) : Madagasikara # Zambia

23/(07/2020  ora hariva Malagasy) : Zambia # Zimbabwe

24/(07/2020  ora hariva Malagasy) : Zambia # Madagasikara

25/01/2020  (04 ora tolakandro Malagasy) : Madagasikara # Zimbabwe

26/01/2020  (04 ora tolakandro Malagasy) : Zimbabwe # Zambia

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT