Sport

Afrobasket 2017 U 16 Resin’i Madagasikara i Alzeria


  • Alarobia 19 Jolay 2017

Lavon’i Rwanda 73-70 ny ekipa U 16 Malagasy tamin’ny lalao miverin’ny Afrobasket 2017 U 16 natao tany amin’ny kianja

 mitafon’i Phoenix ao Maorisy ny alatsinainy teo ka nahafa-bela ity farany izay resy tamin’ny 95-87 tamin’ny lalao mandroso. Afa-bela tamin’ny ekipam-pirenena Alzeriana kosa ny zatovo Malagasy raha nandresy azy tamin’ny isa 78-71 omaly talata 18 jolay. Mbola azo antenaina noho izany ny hahatafakatra ny Malagasy any amin’ny dingana manaraka fa miankina amin’ny vokatr’ireo lalao amin’ny andro faha-3 ho an’ny lalao miverina hotontosaina atsy Maorisy anio.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT