Africa Padel Cup 2024

Tompondakan'i Afrika i Madagasikara


  • Alatsinainy 10 Jona 2024

Tsara ny vokatra ho an'ny ekipa malagasy nandray anjara tamin'ny fiadiana izay

tompondakan'i Afrika tany Nouakchott any Mauritanie. Resiny teo amin'ny famaranana ireo tompon-tany.Enina mirahalahy moa no nandrafitra ny ekipa malagasy ka toa ny baolina kitra dia misy vazaha ihany koa dia i Gary Ah Waye sy Corentin Haeman. Miary Zo Rakotondramboa, Stéphane Rajaoson, Landry Rabezafy sy Nantenaina Radilofe ireo efatra ambiny.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT