Africa Padel Cup 2024

Handray anjara i Madagasikara


  • Alatsinainy 03 Jona 2024

Efa manana ekipa milalao ny Padel matanjaka ny Malagasy ary tena mieritreritra

ny hitondra ny amboara mody. Any Nouakchott no hotontosaina ny Africa Padel Cup 2024 ny 4 ka hatramin'ny 9 jona. Efa ambonimbony ihany ny eto an-tanana raha ity taranja vaovao sy mihamahazo vahana raha tsy hiteny afatsy Miary Zo Rakotondramboa. Misy fitenenana maro no handray anjara any fa ankoatra an'i Madagasikara dia ahitana ny Burindi, Mauritanie mpampiatrano, Tonizia aty Sénégal.
Clément RABARY
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT