Sport

Académie Elite Barea Tanora miisa 25 no ho raisina


  • Talata 12 Janoary 2021

Raikitra ny fananganana ilay “Académie Elite Barea”, raha ny fanazavan’ny tale

 

 

 

tekinika nasionaly misahana ny baolina kitra eto Madagasikara, Nicolas Dupuis, sy ireo mpiara-miasa sy mpiara-miombon’antoka aminy omaly. Hisy ny fitiliana isam-paritra, izay hidinan’ity DTN ity any amin'ny faritra miaraka amin’ireo mpiara-miasa aminy, raha ny fanazavana hatrany, manomboka izao. Hisy ihany koa ny fifaninana ho an’ireo katitakely 14 ka hatramin’ny 15 taona eto Analamanga, izay nampitondraina ny anarana hoe, "Tournoi La relève... Doritos" ho an'izay mahasahy. Miisa 25 ireo tanora manerana ny nosy ho raisina hiditra ao anatin'ilay Akademia elita Barea voalaza teo ity, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT