Sport

Abel Anicet Tsy haharesy antsika i Etiopia


  • Zoma 15 Novambra 2019

Ankoatra ny fiderana manokana an’i Faneva Ima kapiteny namindra faneva taminy izay nambarany fa tena nahavita be tokoa teo amin’ny fanentanana an’ireo mpilalao Malagasy notarihany tao amin’ny Barea

 

 

mba hamelona ny fanandratana ny baolina kitra Malagasy hiroso any amin’ny tsaratsara kokoa dia  mbola  nanambaran’i Abel Anicet, kapiteny vaovaon’ny Barean’i Madagasikara tetsy amin’ny fanaovana fanazaratenan’ny Barea tetsy amin’ny kianjan’i Mahamasina, tamin’ny alarobia 13 novambra teo fa tsy  haharesy antsika etsy Mahamasina na dia tsy tena fantatro aza izany ekipam-pirenena Etipianina izany. Vonona ny hifanampy amiko avokoa ireo mpilalaon’ny Barea rehetra ankehitriny ary ny tanjona dia ny fahatafitana hiatrika ny CAN 2021 any Cameroun sy handeha alavidavitra kokoa noho izay vita tamin’ny CAN 2019 tany Egypte.

 

Ntsoavina Evariste

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT