Sport

Abel Anicet Mikarama 5.670.000.000 Ariary isan-taona


  • Alatsinainy 01 Febroary 2021

Anisan’ireo mpilalao baolina kitra Malagasy tsara karama indrindra ny

 

 

 

 

kapitenin’ny ekipam-pirenena, Abel Anicet Andrianantenaina, raha ny fantatra hatreto. Mitentina 1.260.000 Euros na 5.670.000.000 Ariary ny karama raisiny isan-taona rehefa natao ny kajy. Ankoatry ny Ajesaia ny taona 2002 hatramin’ny 2004 dia nila ravinahitra tany Eoropa hatrany kosa izy taorian’izay hatramin’izao. Ny AJ Auxerre ao Frantsa no nilalaovany ny 2004 hatramin’ny 2011. Saika noteteziny avy eo ireo klioba goavana ao Bulgaria toy ny Chernomorets Bourgas ( 2011-2012), CSKA Sofia (2012-2013), Botev Plovdiv ( 2013-2014) ary ny Ludogorets Razgrad nanomboka ny taona 2014 hatramin’izao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sport

  • Ekipa nilalaovan'i Maître
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Kira farany

  • Kitra_Fitantanana tsy manjary
  • Zoma 18 Septambra 2026

Mpilalao Frantsay efa nanambany

  • Kitra - Barea
  • Zoma 18 Septambra 2026

Nankahery an'i Sonny Laiton i Lalaina Nomenjanahary

  • Marary i Maitre Kira
  • Zoma 18 Septambra 2026

Miantso tolo-tanana ny akaiky azy

  • FIBA 3x3 U23 World Cup
  • Zoma 18 Septambra 2026

Fandresena 1 sy faharesena 3 no azon'ny Ankoay

  • Ligue des Champions CAF
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Tafita amin'ny fiodinana faharoa ny CFFA

Hijery ny tohiny
FTT