Politique

Zanak’i Dada Nanao rodobe tao Behoririka ny avy any Antsirabe


  • Alakamisy 08 Martsa 2012

Niavaka omaly tetsy amin’ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka ny fahatongavan’ny mpitolona avy any Antsirabe sady solontenan’ireo vahoaka niambina ny fianakavian’i Tojo Ravalomanana tany Manjakatompo.

 Ny resaka firaisankina sy fifankatiavana no novoizin’ireo solontena nandaha-teny tamin’izany izay niavahan’ny hafatra fohy ho an’ny vehivavy noho ny andron’ny 8 martsa. Iray ihany ny vehivavin’ny ara-dalàna, hoy ny feo heno tamin’izany, ary tokony hifankatia. Hazavao amin’izay mbola tsy mahazo fa ny fiverenan’i Dada ihany no hanamarika ny fiverenan’ny ara-dalàna. I Madagasikara mandroso ihany no tanjona. Rehefa mbola misokatra ny Kianjan’ny Finoana dia misokatra koa ny Kianjan’ny Fanantenana any Antsirabe. Marihina fa feno telo taona amin’ny 26 martsa ny tolom-bahoaka tany an-toerana.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT