Politique

Zanak’i Dada Miditra dingana vaovao ny tolona


  • Alarobia 22 Mey 2013


 Niverina an-kianja ny zanak’i Dada omaly rehefa niato kely nandritra ny fetin’ny pentekosta ary nahatsiaro ny andron’ny 20 mey 2010, nanakatonan’ny FAT ny Radio Fahazavana sy nisamborana ka nampidirana am-ponja ireo mpiasa tao amin’ity onjam-peon’ny Fiangonan’i Jesoa Kristy eto Madagasikara ity. Nisy koa ireo nijoro tamin’ny fahamarinana sy nitaky ny ara-dalàna no lavo tamin’io 20 mey 2010 taorian’ny nanafihan’ny Emmo-Reg sy ny FIS ny tobin’ny FIGN teny Fort-Duchesne sy nanaovana hazalambo ireo mpitondra fivavahana ao amin’ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana. Miditra amin’ny dingana vaovao ny tolona ataon’ny mpomba ny ara-dalàna ankehitriny dia ny fametrahana fototra zanak’i Dada hiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena hampadaniana an’i Neny.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT