Politique

Zafilahy Stanislas Anisan’ireo tsy niala vehana tamin-dRavalomanana


  • Talata 05 Jolay 2016

Raha nisy koa mpomba akaiky tsy niala vehana tamin’ny filoha Ravalomanana na teto an-toerana na tamin’ny naha tany Afrika Atsimo azy

 

 ireny, na tamin’izy narahimaso tany Antsiranana, na hatreny Faravohitra amin’izao fotoana izao, dia anisan’ireny ny mpitari-tolona avy amin’ny Faritra Atsinanana, Atoa Zafilahy Stanislas. Raha ny fantatra dia nanana fifandraisana tsy tapaka tamin’ity filohan’ny antoko TIM ity hatrany ny tenany hatrizay ka hatrizao ary tena nisahana ny andraikitra ho tadim-poitra nampifandray ny vahoaka mpomba azy sy i Dada hatramin’izay. Indro ankehitriny mbola tazana anilan’ny filoha Ravalomanana hatrany ny lehilahy ka manampy betsaka azy amin’ny fanentanana ny vahoaka indray amin’ny hanarenana ity firenena ity.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT