Politique

Vaomiera misahana ny fampianganana eny amin`ny HCJ Tsy raikitra ihany koa ny fifidianana teny amin’ny CCI


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Fandaharam-potoana tafiditra teo amin` ny Antenimieram-pirenena ny solontenan` izy ireo eo amin` ny Fitsarana ambony (HCJ).

 

 

 

 

Tsy tanteraka araka izany ny fananganana ny vaomiera misahana ny fampiangana eo anivon` ny HCJ izay tokony natao ihany koa teny amin` ny CC Ivato. Fanemorana nambaran` ireo solombavambahoaka maro an` isa fa noho ny fahatsapàna ny maha zava-dehibe ireo vaomiera ireo ka mila fandinihana manokana mikasika ny fananganana izany no antony fanemorana izany fifidianana izany.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT