Politique

Vahoaka Miray Miantso ny vahoaka hiomana amin’ny fitsenana an’i Dada


  • Zoma 20 Janoary 2012

Miantso ny vahoaka Malagasy rehetra tsy an-kanavaka hiomana amin’ny fitsenana an-kafaliana an’i Dada ny fikambanana Vahoaka Miray

 Ho an’ity fikambanana ity mantsy dia tsy misy afa-tsy ny fiverenan’i Dada ihany no vahaolana tokana hahafahana mamaha ny krizy eto amin’ny firenena na dia efa natao avokoa aza ireo karazana vahaolana maro samihafa. Antso avo, araka izany, no hataon’izy ireo amin’ny vahoaka mba samy ho avy hitsena an’i Dada eny Ivato rahampitso sabotsy. Ankoatra ireo vahoaka eto an-drenivohitra dia tsara ny manamarika fa anisan’ny nanampy sy nanome tanana ireo vahoaka avy any amin’ny Faritra ho avy hitsena an’i Dada eny Ivato ny fikambanana Vahoaka Miray. Tafiditra ao anatin’izany ny solon-tsakafon’izy ireo ho fandraisana anjara mavitrika hahafahana manavotra ny firenena izay marihina fa efa latsaka an-katerena tokoa.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT