Politique

Toliara Hidina an-dalambe ny Ankolafy telo


  • Alatsinainy 29 Aogositra 2011

Rehefa nangina nandritra ny volana maromaro ny Ankolafy telo ao Toliara dia nampamory ny mpanao gazety tao Toliara ary nanapa-kevitra fa hanao famoriam-bahoaka izy ireo ato ho ato.

“Mitarazoka loatra", hoy i Tsimilamaro ny famahana ity krizy ity. "Firenena iaraha-manana ity", hoy Rajoeliarison Serge ka rariny raha mamory vahoaka izahay hanazavana ny zava-misy marina eto amin'ny firenena. Araka ny nambaran'ireo lohandohan’ny mpisorona ao amin'ny Ankolafy telo Toliara dia hanomboka ny fanentanana ny kartie rehetra miisa 41 ao Toliara izy ireo mialoha ny hanaovana ny famoriam-bahoaka ankalamanjana. Toerana roa no hanaovana ny fangatahana ny iray eo amin'ny Kianjan'ny demokrasia eo Amorondriaka na eo anoloan'ny Chambre de Commerce ka izay omen'ny FAT dia izay no hanaovana ny famoriam-bahoaka. Nisy moa ny fanambarana niarahan'izy ireo nanao. Koa dia ho hita eo ny tohin'izany hetsika izany.

Nangonin'i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Praiminisitra Mamitiana Rajaonarison
  • Alakamisy 07 Mey 2026

« Tsy tia an’i Madagasikara

  • Namaly an’i Roland Ratsiraka
  • Alakamisy 07 Mey 2026

ireo fiarahamonim-pirenena

  • Pr Joseph
  • Alarobia 06 Mey 2026

« Ara-dalàna sy valin'ny nataony

  • Fanenjehana an-dRajoelina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Hosantarina amin’ny

  • Mbola mafana ny dosie Raholdina
  • Alarobia 06 Mey 2026

Mifanipaka ny resaky ny PAN

  • Antenimierampirenena
  • Alarobia 06 Mey 2026

Raharaha maro hodinihina anatin’ny 60 andro…

Hijery ny tohiny
FTT