Politique

Tanora TIM Mijoro isaky ny Boriborintany ao Toamasina


  • Alakamisy 29 Desambra 2016

Niezaka nametraka sampana isaky ny Boriborintany miisa dimy ao Toamasina ny Tanora Tiako I Madagasikara, tarihin-dRazanadrakoto Tokiniaina, ho fihatrehana ny taom-pifidianana amin’ny 2018.

Nisy taorian’izay ny fivoahana nataon’izy ireo ho fifankafantarana sy fifanakalozana, ka nisy ny fifampitaizana ara-politika amin’ny maha tanora azy ireo. Notohizana ny tolakandron’ny sabotsy nialoha ny krismasy tao amin’ny foiben’ny TIM Anjoma Ambodisoanambo ny adihevitra sy ny fifanakalozana traikefa mba hahafahana miatrika ny zavatra hisy. Hataon’ireto Tanora TIM ireto fanao ny fifanakalozana toy izao, satria vonona haka fitondrana amin’ny fomba demokratika miaraka amin’Atoa Marc Ravalomanana, filoha mpanorina ny antoko, izy ireo izay efa nanambara ampahibemaso ny ho firotsahany hofidiana ho filoham-pirenena.

 

Rakoutou

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT