Politique

« Subvention » ho an’ny Kaominina Niesona ireo nifidy Senatera HVM


  • Alakamisy 10 Martsa 2016

Niraradraraka ny fampanantenana ireo Ben’ny tanŕna fa homena fanampiana hampandrosoana ny Kaominina tantanany, raha

 

mifidy kandida HVM tamin’ny fifidianana Loholona tamin’ny 29 desambra 2015. Betsaka no roboka, fa dia hitosaka izany ny fanampiana sitrany ahay koa mba misy hanonerana ny lany tamin’ny fifidianana Ben’ny tanàna natao ny 31 jolay 2015, volana vitsy talohan’iny fifidianana Loholona iny. Fandrahonana hosoloina delegasiona manokana na PDS kosa no narangaranga tamin’ireo izay nijoro tamin’ny safidiny. Ankehitriny, latsa-panenenana ireo Ben’ny tanàna tsy HVM na tsy mpomba ny fitondrana HVM fa tsy hita hantenaina, tsy very hafoy mbamin’ny “subvention” fanome ny Kaominina hatramin’izay aza. Nisy ireo Kaominina nahazo, izay saika ireo manana Ben’ny tanàna HVM ary tsara ny voka-pifidianana Loholona, fa betsaka ihany koa ireo Kaominina tsy mbola nahazo io tohana ara-bola avy amin’ny Fanjakana io, eny fa na dia nikipy nifidy lisitra HVM aza ireo mpifidy vaventy tao aminy, tamin’ny 9 desambra 2015.

Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT