Politique

Sekretera jeneralin’ny ONU Ho avy eto Madagasikara ny 10 mey


  • Talata 19 Aprily 2016

Ho avy eto Madagasikara ary hanatanteraka fitsidihana ara-pomba ofisialy ny 10 sy 11 mey ho avy izao ny sekretera jeneralin’ny firenena mikambana (ONU),

 

 ilay Koreanina tatsimo Ban Ki Moon  araka ny fanamafisana nataon’ny minisitry ny raharaham-bahiny Malagasy omaly. Fito taona aty aorian’ny niandohan’ny krizy politika izany vao hisy tompon’andraikitra ambony eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ho avy eto Madagasikara. Fanamafisana ny fiverenan’i Madagasikara eo anivon’ny sehatra iraisam-pirenena izany, kanefa aoka tsy ho diso fihevitra ka hoe ho avy ny famatsiam-bola goavam-be, araka ny nofinofin’ny mpitondra HVM.Efa fomba fanao ara-diplaomatika ihany nyfitsidihana tahaka izao, isika rahateo hampiantrano fivoriana iraisam-pirenena goavana roa dia ny an’ny COMESA sy ny OIF. Tsara homarihana fa tamin’ny volana martsa 2006 nandritra ny fitondrana Ravalomanana dia efa tonga nitsidika teto ihany koa Atoa Koffi Annan sekretera jeneralin’ny firenena mikambana tamin’izany fotoana.

RTT

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien AimĂ©
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT