Politique

Rodoben’ny mpanohitra Tafatsangana ny ao Toamasina


  • Alatsinainy 03 Febroary 2020

Hentitra amin’ny fanaraha-maso ny raharaham-pirenena ny Rodoben’ny mpanohitra ho an’ny demokrasia eto Madagasikara na RMDM.

 

 Nampahatsiahivina hatrany io nandritry ny fotoan-dehibe nanolorana ny filoha hitarika ity vovonana ity ao amin’ny faritanin’i Toamasina omaly. Tsy mbola niova ny antom-pisiana, raha ny fanazavana, fa ny hanatsikafona hatrany izay tsy mety sy tsy ara-dalàna eto Madagasikara ary hitondra vahaolana ialana amin’ny fahasahiranam-bahoaka. Ny mpanao politika, Joel Patrick, moa no hitarika ny RMDM Toamasina manomboka izao.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT