Robert Razaka

> Nanjavona ireo mpifidy 3 tapitrisa tamin’ny 2010


  • Zoma 27 Septambra 2013


Te hiombon-kevitra amin’ireo midradradradra ny tokony hanatanterahana fifidianana lalàmpanorenana mialoha ny zava-drehetra ny tenako ankehitriny, hoy ny CST Robert Razaka, fa mila fototra tokoa ny fitondrana ny firenena ary fototra tsara orina fa tsy toy ny tamin’ny taona 2010 izay nilazana fa nahatratra 10 tapitrisa ny mpifidy voasoratra anarana tamin’izany nefa ankehitriny lazaina fa manodidina ny 7 tapitrisa. Nankaiza izany, hoy ity mpikambana ao amin’ny HPM ity, ny 3 tapitrisa afaka nifidy tamin’ireny fotoana ireny ? Nataon’ny mpitantana aiza ? Amin’ny mponina voavinavina ho 22 tapitrisa ankehitriny ve izany dia ho 7 tapitrisa mahery kely monja ny tonga taona hahazo hifidy ? Zaza bodo avokoa izany ny 15 tapitrisan’ny mponina eto Madagasikara, hoy ihany ity mpanao politika ity ! Zava-mahagaga avokoa izany rehetra izany nefa dia terena natao ity fifidianana ity. Na eo anefa izay dia fantatra fa nametraka antontan-taratasy filatsahan-kofidiana ho solombavambahoaka any Toliara i Robert Razaka.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT