Politique

Rivo Rakotovao “Mikatso tanteraka ny fampandrosoana”


  • Zoma 14 Febroary 2020

Tapaka taorian’ny filankevitry ny minisitra omaly fa voatendry ny governora eo anivon’ ny faritra Vakinankatra sy Vatovavy Fitovinany.

 

 

 

Tsy mpanatanteraka aho fa mpiahy ny vondrombahoakam-paritra itsinjaram-pahefana fa mijaly ny any amin’ny faritra, hoy ny filohan’ny Antenimierandoholona Rivo Rakotovao. Mikatso tanteraka ny fampandrosoana any amin’ireo faritra noho ny tsy fisian’ny governora hitantana ny faritra. Efa misy ireo faritra nahazo vola be hanaovana fihetsiketsehana saingy any amin’ny faritra hafa dia tsy mitovy tantanana. Tsy hay na ho tonga any amin’ireo minisitra mpiahy izany, hoy izy. Tsy manisy olana aho amin’ny anaran’ny governora na “emperora” aza fa tsy mahita ny olona apetraka ve ny fitondrana sa kosa miandry ny “equilibre” hifameno ? Manoloana ny didy navaokan’ ny HCC moa dia naneho ny heviny izy ka toa mifanipaka foana ny zavatra resahina.

 

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT