Politique

Rivo Rakotovao "Aleo ny ho avy no banjinina"


  • Alarobia 08 Febroary 2017

Tonga nanatitra voninkazo tetsy Antaninarenina ihany koa omaly, nisolotena ny antoko HVM sy ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, ny minisi-panjakana misahana ny fambolena sy fiompiana no sady filohan’ny antoko HVM, Rivo Rakotovao.

 Tsy azo adinoina ny tantara, hoy izy, ary ny hirariana dia ny tsy hiverenan’ny toy ireny tranga tamin’ny 7 febroary ireny intsony. Toy ny milaza an-kolaka sy manohitra ny zava-boalazany ihany anefa ity tompon’andraiki-panjakana ity raha nametra fa tsy tokony hisy intsony ny karazam-panontaniana hoe iza no nanao an’izatsy sy izaroa fa mba tokony ho ny fanajana ireo namoy ny ainy no hipetraka. Fanambarana toa azo adika fa tsy te hiditra lalina amin'ny raharaha 2009 ny fitondrana HVM ary dia tsy hosokafana intsony koa izany ny antontan-taratasy eny amin'ny fitsarana.

Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT