Politique

Rina Randriamasinoro Nihaona tamin’ireo zanaky ny faritra monina eto Iarivo


  • Talata 29 Oktobra 2019

Nihaona tamin'ireo tanora avy any amin'ny faritra ka monina eto Antananarivo eto teny amin’ny Live Hotel ny kandidan’ny TIM Rina

 

 

 

 

 

Randriamasinoro omaly.Samy tompon'andraikitra aminy maha renivohitra an'Antananarivo jiaby ny rehetra, hoy izy. Tetsy an-kilan’izay, vonona hametraka ny fitokisany amin’i Rina ireo tanora avy any aminy faritra nihaona taminy ka hanampy azy amin'ny asa napetraka aminy rehefa rahatrizay voafidy ben'ny tanàna izy. Nampatsiahivin’ny kandida Rina Randriamasinoro indray omaly fa zava-dehibe ny fametrahana politikan’ny asa eto an-drenivohitra, eo ihany koa ny fanajana ny zavatra nambara nandritra ny propagandy, mametra-pialana aho raha tsy tanteraka izay nambara, hoy izy.Tsy maintsy misokatra amin’ireo mpiara-miasa sy mpiara-miombon’antoka ny renivohitra, indrindra ireo mpamatsy vola avy any ivelany. Eo ihany koa moa ny fanabeazana ny olom-pirenena sy ny fanapariaham-pahefana tena izy…Tsy maintsy karohantsika izay hahamendrika ny renivohitra, sy ny mponina ao aminy hoy ny kandida Rina Randriamasinoro.

 

RTT

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT