Politique

Rév. Satrobory Nanambara ampahibemaso ny hirotsahany ho kandidŕ Ben’ny tanŕnan’Iarivo


  • Talata 20 Mey 2014

Nampihoraka ny tao amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo ny nanambaran’ny Rév. Satrobory ampahibemaso ny tsy maintsy hirotsahany ho kandida Ben’ny tanŕna eto Antananarivo Renivohitra amin’io fifidianana ho avy io na inon-kitranga na inon-kidona.

 Sady ho fanomezako voninahitra ny mpiara-mitolona efa nitaky ny maha Ben’ny tanàna “légitime” ahy hatreny amin’ny Magro Ankorondrano tamin’ny fotoanandro izany fanapahan-kevitra izany, hoy izy, no hanoherako ny mety ho endrika fanavakavahana misy ihany koa amin’ny hoe tsy tokony ho eto Antananarivo aho no hirotsaka fa any Amoron’i Mania izay Faritra niaviako, nefa dia samy Malagasy tompontany izao isika mianakavy ary eto Antananarivo aza no tena ahitana ny Foko 18 misy manerana ny Nosy. Farany, efa nolazaiko ombieny ombieny, hoy izy, fa i Andry Rajoelina dia tsy ho filoham-pirenena izany ka miandry azy amin’ny fifidianana ho Meran’Antananarivo aho.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT