Raymond Soavimanana

> Mpanao gazety kandidŕ depiote ao Antsohihy


  • Alarobia 25 Septambra 2013


Nirotsaka hofidiana solombavambahoaka ao amin’ny Distrikan’Antsohihy, Faritra Sofia, i Raymond Soavimanana, mpanao gazetin’ny RNM. Kandidà faha-11 amin’ireo 14 nametraka ny antontan-taratasiny tao amin’ny OVEC Antsohihy ny lehilahy. Ny fiandrandran’ny vahoaka hitondra zava-baovao ho azy no anisan’ny nanosika ahy hirotsaka hofidiana, hoy izy, satria hatrizay dia tsy mijery afa-tsy ny tombontsoany manokana ireo mpitondra antsika. Ny ady amin’izany fitiavan-tena izany no vaindohan-draharaha, hoy ity kandidà ity. Mila lalàna matotra ny vahoaka hampanjariana ireny dina isaky ny Kaominina ireny hoenti-mandresy ny tsy fandriampahalemana sy firongatry ny asan-jiolahy. Mila tosika amin’ny famolavolana lalàna maty paika koa ny fandaharanasan’ireo Ben’ny tanàna ao amin’ny Kaominina 12 mandrafitra ity Distrika ity, hoy izy.

 

Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT