Ravalimanana Naly Harinaivo

> Mitarika ny lisitra Mamafisoa ao Ambohidratrimo


  • Sabotsy 21 Septambra 2013


Nandrotsaka ny antontan-taratasy firotsahan-kofidiany ho solombavambahoaka ao amin’ny Distrikan’Ambohidratrimo ny alakamisy 19 Septambra lasa teo ny avy ao amin’ny antoko Mamafisoa. Atoa Ravalimanana Naly Harinaivo no mitarika ny lisitra ary misy 5 mianadahy izy ireo no mandrafitra ny lisitra, izay olona nivoaka avy tamin’ity Distrika ity avokoa, ka mahafantatra tsara ny filan’ny mponina amin’iny “Vavahadin’i Madagasikara” iny. Manana ny kandidany ho solombavambahoaka manerana ny ankamaroan’ny distrika eto Madagasikara ny antoko ary mifanaraka amin’ny programan’asan’ny filohan’ny antoko Rajemison Rakotomaharo ihany koa ny programan’asan’ireo saingy nezahana hamaly ny filan’ny mponina ao amin’ny Distrika fotsiny.

 

Nofy R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT