Politique

Ratrema William Mikendry ho Ben’ny tanŕnan’Antananarivo


  • Zoma 11 Jolay 2014

Betsaka ny sehatra ahafahana mandray andraikitra amin’ny fampandrosoana ny firenena. Anisan’io ny fifidianana izay ho Ben’ny tanŕna manerana an’i Madagasikara........

Tsy mbola fantatra hatreto na rahoviana no hanaovana ity fifidianana ho Ben’ny tanàna ity, fa efa anarana maro kosa no heno fa isian’ny hifaninana eto amin’ny renivohitr’i Madagasikara. Re koa izao fa  hirotsaka hofidiana Ben’ny tanànan’Antananarivo Atoa Ratrema William. Efa kandida ho filoham-pirenena tamin’ny fifidianana farany teo ity mpanabe mpanorina ny vondrom-panabeazana Accem ity, ary tafiditra tao anatin’ireo folo voalohany tamin’ireo mpifaninana niisa 33 izy. Olona tsy dia mitady seza, nefa vonona kosa hametraka ny dian-tanany eto amin’ny firenena ingahy Ratrema William, mba ahitan’ny taranaka faramandimby voka-tsoa amin’izay vitany.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT