Politique

Rassemblement des Citoyens Malagasy Zanak’i Dada Miantso ny Malagasy hijoro


  • Alatsinainy 13 Aogositra 2012

Ny lainga, ny jadona... Ampahany amin’ireo zava-misy eto amintsika ireo, raha ny fahitan’ny Rassemblement des Citoyens Malagasy Zanak’i Dada na ny RCM/ZD.

 Ankoatra izay dia tsikaritr’ity vondron’olom-pirenena ity koa ny fandrebirebena ataon’ny FAT hanakonana ny tena zava-misy marina. Manoloana ireo rehetra ireo dia miantso ny Malagasy ny RCM/ZD mba hijoro, tsy hanaiky amin’ny fanakanana ny safidiny. Ao anatin’izany ohatra ny famerenana ny demokrasia sy ny fampandrosoana ny firenena amin’ny alalan’ny fampodiana an-tanindrazana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny firotsahany hofidiana indray. 

Nangonin’i Soa
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovĂ na ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT