Politique

Randriamamizafy Ignace Fihantsiana ny mbola itsarana ny raharaha BANI sy FIGN


  • Alarobia 21 Martsa 2012


 Mbola nohamafisin’ny CT Ignace Randriamamizafy teny an-kianja indray, omaly, taorian’ny fandalovana tamin’ny herinandro lasa iny tany Mangoro fa misy ny fanodinkodinanana ara-politika ireo fanomezana natolotry ny malala-tanana ho an’ny traboina any Moramanga. Fanitso tolo-tanana avy amin’ny tetikasa Ambatovy ho an’ny traboina dia sahin’ny sasany no milaza fa i Andry Rajoelina no nanome azy. Nasian’ny CT Ignace Randriamamizafy resaka teny an-kianja koa ny fitsarana ny raharaha BANI sy FIGN. Tena fihantsiana ireny, hoy izy, ka soa fa ny Sendikan’ny mpitsara no nilaza fa tsy hisy ny fankatoavana iraisam-pirenena raha mbola Razanamahasoa Christine no minisitry ny fitsarana. Ny famahana ny krizy, hoy izy, dia mandalo dingana samihafa. Ny voalohany dia ny fodian’ny filoha Marc Ravalomanana. Ny faharoa dia izy lany ho filoha ary fahatelo ny olony na olona mitovy fijery aminy no olom-boafidy dia afaka miteny isika fa afaka ny krizy satria mivaha tanteraka izany.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT