Politique

Randriamamiarizafy Ignace “Ny Frantsay no olana eto”


  • Talata 06 Martsa 2012


 Basy atifi-kavana, tsy niolakolaka fa nahitsy ny tenin-dRandriamamiarizafy Ignace, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita avy amin’ny ankolafy Ravalomanana, raha nikabary tao amin’ny Magro Behoririka omaly, fa “ny Frantsay no olana amin’ity krizy ity”. Izany, hoy izy, no anton’ilay hoe samy tsy misy milatsaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena ho avy eo na i Marc Ravalomanana na i Andry Rajoelina. “Efa hatramin’ny 2009 no nitsabaka tamin’izao raharaha izao ny Frantsay”, hoy i Ignace. Ny loza, hoy ity farany nanamafy, fa dia misy mihitsy ireo Malagasy mamotika ny fireneny noho ny Frantsay.
Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

Hijery ny tohiny
FTT