Politique

Randriamamiarizafy Ignace « Aoka hifanaja ny mpitondra sy ny mpanohitra »


  • Sabotsy 07 Janoary 2017

Fotokevitra hijoroako ary hoentiko mamakivaky ity taona vaovao 2017 manotolo ity, hoy Atoa Randriamamiarizafy Ignace mpikambana fahiny tao amin'ny Kongresin'ny Tetezamita avy amin'ny ankolafy Ravalomanana, ny hoe :


  " Hifampizara  aminao izay hananako aho fa aza manahy, raha ohatra ka fihavanana syfifankatiavana no ambara". Ny dikany, hy izy dia tsotra : "tsy fifanenjehana sy fifankahalana no hampandroso an'ity nosy Madagasikara malalantsika ity  fa ny fifanajana eo amin'ny samy Malagasy mba hisian'ny fitoniana marina. Refa vita ny fifidianana iray izay hatao, hoy ity CT taloha ity, dia tokony hanaja izay vokatra mivoaka ny rehetra ka hanaja ny mpitondra izay lany teo ny antoko mpanohitra. Ny filoham-pirenena lany koa anefa etsy an-kilany, hoy izy, dia tokony hanome lanja ireo antoko mpanohitra ka hanaja izay fotokevitra harosony heveriny fa hanatsarana ny fitondrana ny
firenena.


Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Fialan’ny Minisitry
  • Alarobia 04 Novambra 2026

ny MNDPT

  • Alain Mahavimbina
  • Alarobia 04 Novambra 2026

«Firenena manana politika

  • Governemanta
  • Alarobia 04 Novambra 2026

Niala ny Minisitry ny

  • Fakan-kevitra
  • Alarobia 04 Novambra 2026

momba ny fifidianana Havoaka ofisialy

  • Vita ny
  • Talata 03 Novambra 2026

fanomanana ny Fikaonandoham-pirenena

  • FENO HERINTAONA
  • Talata 03 Novambra 2026

NY FANAVAOZANA

Hijery ny tohiny
FTT