Politique

Ramiaramanana Marie Urbain Inona fotsiny no natao tany Seychelles fa mijaly ny vahoaka ?


  • Alatsinainy 13 Aogositra 2012

Mampalahelo, hoy Atoa Ramiaramanana Marie Urbain olon-tsotra mpanaraka politika, fa hoe tsy nisy n’inona n’inona tapaka indray tany Sechelles teo amin’ny fihaonan’ny ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana sy ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina.

 Inona fotsiny àry no natao tany ? Ny iray niainga avy any Afrika Atsimo nanana tatitra azony avy aty Madagasikara amin’ny fihainoana ireo mpomba azy ao amin’ny ankolafiny. Ny iray niainga teto Antananarivo mahalala tsara ny zava-misy eto Madagasikara. Tsy misy mifampihaino fa samy miziriziry amin’ny heviny, ny vahoaka nefa mijaly. Tokony handray andraikitra izy anankiroa, ka hijery ny fiainam-pirenena. Tokony hibanjina ny vahaolana ho an’ny firenena izy ireo. Mba hajao ny vahoaka Malagasy fa mijaly ê !

Manohy 
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT