Politique

Rajoelina filohan’ny MAPAR Misy tsy faly ny TGV


  • Alatsinainy 26 Mey 2014

Miteraka fomba fijery samihafa amin’ireo mpiara-nitolona tamin’ny 2009 ny fandraisan’i Andry Rajoelina ny toeran’ny filohan’ny MAPAR.

 Ao ireo mankasitraka izay mihevitra fa ity farany no afaka mampitambatra ny MAPAR izay nivaky noho ny tsy fitoviam-pijery. Misy koa anefa etsy an-daniny izay tena manana hevitra mifanipaka amin’izany. Anisan’ireny, ohatra, Ramamimampionona Girard izay mpikambana tao amin’ny Kongresin’ny tetezamita teo aloha, tao Miarinarivo tamin’ny anaran’ny TGV. Nilaza ity farany fa tsy mangarahara ny fomba nametrahana ny filohan’ny Tetezamita teo aloha amin’io andraikiny vaovao io. Manahy mihitsy ny tenany sao sanatria tetika famonoana ny antoko TGV izy ity. Mbola mafy kokoa noho izay aza ny teniny. «Rehefa tsy mijoro amin’ny foto-kevitra nimatimatesana toy ny hoe hitondra fiovana sy fahamarinana dia sarotra ny hijanona amin’izany», hoy izy mantsy an’i Andry Rajoelina.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ALAIN MAHAVIMBINA
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

Mety ny manao dinika

  • Dinika fanavotĂ m-pirenena
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

«Miha mibaribary ny

  • Kristianina
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

mandinika raharaham-pirenena

  • PR
  • Talata 20 Oktobra 2026

JOSEPH HARIMALALA

  • GEN Z
  • Talata 20 Oktobra 2026

POUR LA REFONDATION

  • Depiote teo
  • Talata 20 Oktobra 2026

aloha Ninah sy ny zanany

Hijery ny tohiny
FTT