Politique

Rajaonarimampianina Hohatsaraina ny fahasalamam-bahoaka


  • Alarobia 22 Jona 2016

Taorian’ny fitokanana ireo fotodrafitrasa vaovao teny amin’ny sampandraharaha mikasika ny fahasalamam-bahoaka ho an’ny

 

 tanànan’Antananarivo tetsy Isotry omaly dia namoaka fanambarana ny teo anivon’ny fiadiadiana ny Repoblika Malagasy fa hatao vaindohan-draharaha manomboka izao ny mikasika ny fahasalamam-bahoaka. Nampanantena moa omaly ny teo anivon’ny fitondram-panjakana fa dia hanome fitaovana vaovao isan-karazany toy ireo izay ilaina amin’ny fitsaboana nify sy entina hikarakarana ireo vehivavy bevohoka ho an’ ireo CSB II eto Antananarivo. Fanampin’izany dia hisy ihany koa ny fitsinjarana kidoro miisa 46 manerana ireo CSB II eto an-drenivohitra. Ankoatra izay dia nanome solosaina miisa 4 ho an’ireo tompon’andraikitra miisa 45 izay miasa maharitra eo anivon’ity sampandraharaha ity ihany koa ny fitondram-panjakana.


Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT