Politique

Raharaham-pirenena Mihatsaravelatsihy isika, hoy i Berthnes


  • Talata 01 Aogositra 2017

Mpanao politika ary isan’ny efa nitana andraikitra maha mpanolotsain’ny tanàna teo anivon’ny kaominin’Antananarivo renivohitra tamin’ny fotoan’andron’ny ben’ny tanàna Guy Willy Razanamasy I Lalaina Berthnes.

Nahitsy fiteny ny tenany teo aloha teo mikasika ny zava-misy ankehitriny ary isan’ireo efa nilaza fa raha ny lojika dia tokony tsy hampipetrapetra-potsiny ny vahoaka Malagasy intsony ny fahasahiranana mianjady amin’ny rehetra tato anatin’izao fitondrana ankehitriny izao. Manoloana ny fivoaran’ny raharaham-pirenena ankehitriny dia nilaza ny tenany fa hita ho feno fihatsaram-belatsihy ny Malagasy. Mbola feno foana ny toeram-pilanonana, hoy izy. Marina fa avy any ambony ny ohatra fa ny mahagaga koa dia hita manerana ny faritra hoe varimasaka ny karama nefa mavita manjifa zavatra lafo hatrany. Samy milaza ny mpitondra ho manao an’izao sy izao, hoy izy, nefa mipetraka any an-trano daholo.

J. Mirija

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Eric Randrianaivo
  • Zoma 30 Oktobra 2026

«Hiverina indray ny krizy

  • Bien Aimé
  • Zoma 30 Oktobra 2026

Randrianantenaina

  • Noho ny fiaraha-miasa
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

amin’ny Rosianina

  • Elia Rabevahiny
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Andao re irosoana

  • Diplaomasia
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

sy toekarena

  • TIM
  • Talata 27 Oktobra 2026

AMBOHIDRAPETO

Hijery ny tohiny
FTT