Radavidson Andriamparany

> Miantso ny fifanomezan-tanan’ny rehetra


  • Alarobia 25 Septambra 2013


Karanavaly nitety tanàna niaraka tamin’ny fiara maromaro mitanjozotra ahitana olona ao anatiny tarihan’ny fanamafisam-peo ary misy sarin’ireo mpifaninana no nisantaran’ny kandidan’ny FFF Radavidson Andriamparany Benjamin ny propagandiny omaly. Teny am-pamaranana ny teny Andohatapenaka no nilazany fa kandida manara-dalàna ny tenany, ary ny hampanjaka eto amin’ny firenena izany tany tan-dalàna izany sy ny fahamarinana no anisan’ny fandaharan’asany. Safidy hoy izy ny nanombohana ny fandresen-dahatra ny mpifidy teto Antananarivo satria nianga teto tantaram-pirenena, koa roso ny dia hisian’ny firaisankinam-pirenena, roso ny dia hampandrosoana marina an’i Madagasikara. Niantso fifanomezan-tanan’ny rehetra ny tenany hanatrarana izany. Manana 29 andro ny kandidan’ny FFF sy ny mapanara-dia azy handresen-dahatra ny olom-pirenena ho tonga handatsa-batso sy haneho ny safidiny amin’ny fotoana nifanomezana.

Ramano F.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT