Propagandy

> Tsy kely lalana ny ratsy


  • Alarobia 02 Oktobra 2013


Misy andian’olona mitety Kaominina sy Fokontany ao Vakinankaratra amin’izao fotoanan’ny propagandy izao. Any amin’ny toerana tsy alehan’ny Ankolafy Ravalomanana izay manohana ny kandidà Dr Robinson Jean Louis no alehan’izy ireo, ary milaza fa «mbola i Neny Lalao Ravalomanana ihany no kandidà ka rehefa tsy hitanareo ny sariny dia aza mifidy ianareo». Araka ny loharanom-baovao dia mizara akanjo misy ny sarin’i Marc Ravalomanana ihany koa ireto mpisandoka ireo ka maha valalanina ny tantsaha tanteraka izany.

Caïus R.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT