Propagandin’ny Dr Jean Louis Robinson

> Hitorajofo Antananarivo


  • Alatsinainy 23 Septambra 2013


Raha mbola anatin’ny fisalasalana ireo kandida sasany ny amin’ny hisiana na tsia ny fifidianana, ka toa tsy taitra hiatrika ny fampielezan-kevitra hanomboka rahampitso 24 septambra 2013 dia efa mazava sy mipetrapetraka ny fandaharam-potoana ho an’ny kandidan’ny Avana Dr Jean Louis Robinson tohanan’ny ankolafy Ravalomanana. Vavaka fangataham-pitahiana amin’ilay Nahary no hanokafany azy ao amin’ny Magro Behoririka ny maraina amin’ny 10ora. Aorian’izay dia hanao rodobe hitety ireo Boriborintany enina eto an-drenivohitra ny kandida sy ny ankolafy Ravalomanana, ary hifarana eny amin’ny Magro ny dia ny tolakandro hanomezana ny toromarika sy ny fanentanana samihafa. Azo antoka fa dia hitorajofo Antananarivo amin’io !

JD

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT