Politique

Pr Zafy Albert Hanazava ny antony itoriany an-dRajoelina


  • Alarobia 21 Septambra 2011


 Ho fotoan-dehibe tokoa anio etsy amin’ny kianjan’i Magro Behoririka amin’ny hitondran’ny Pr Zafy Albert fanazavana bebe kokoa ny mikasika ilay fitoriany an’i Andry Rajoelina napetrany eny anivon’ny Lehiben’ny fampanoavana etsy amin’ny tribonalin’Anosy. Samy nanentana ny olona ho avy maro hihaino izany avokoa ny ankamaroan’ireo nandaha-teny omaly talata. Ento ny havana aman-tsakaiza fa fotoana lehibe io, hoy ny sasany. Tongava maro fa hitondra zavatra goavana ny raiamandreny profesora, hoy indray ny hafa. Miangavy sy manantena fa ho avy maro eto an-kianja ny olona, hoy i Zafilahy Stanislas, ary nanasa ny mpanao gazety ny Pr Zafy fa ho valandresaka imasom-bahoaka io. Azony natao tany an-trano io fa aleo hibaribary eto ny resaka, hoy izy.
Manohy

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Catherine
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

VAUTRIN

  • POLITIKA
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Mandeha ny kajikajy

  • ZAZA RAMANDIMBIARISON
  • Alarobia 07 Oktobra 2026

Tsy tokony ho tara ny

  • Pastera Heritiana
  • Talata 06 Oktobra 2026

_Fampandrosoana an’i Madagasikara

  • FAMPIHAVANANA POLITIKA
  • Talata 06 Oktobra 2026

Tsy tokony atao fitaovana

  • Fikaonandoham-pirenena
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2026

Ny Mpitandrina Barinarivo

Hijery ny tohiny
FTT