Politique

Pr Rafanomezantsoa Roger Marie Fanapahan-kevitra hamaha ny krizy avy hatrany no tokony ho raisina


  • Alatsinainy 16 Jolay 2012

Teny amin’ny fetim-pirenena Frantsay teny Ivandry koa ny sabotsy teo ny Pr Rafanomezantsoa Roger Marie nanana ny heviny tamin’ny kabary niseho teny.

 Ilay kabary teo aloha, hoy izy, ny fandraisako azy dia hoe nampahatsiahy ny fifandraisan’ny Malagasy sy Frantsay. Amin-dry zareo izany dia zava-dehibe ho azy ity firenena malagasy ity ka mirary izy ny hisian’ny filaminana sy fivoaran’ny toe-javatra tsaratsara kokoa eto Madagasikara eto ê ! Izay izany dia klasika amin’ny resaka kabary fa ny andrasantsika dia ny rahampitso farany izay akaiky dia akaiky, moa ve izao fiovan’ny mpitondra frantsay izao hanafaingana kokoa ny fivohana amin’ny krizy ? Dia izay no andrasantsika amin-dry zareo ireo fa satria «gouverner c’est prévoir» dia tsy maintsy maminavina trangana seho marobe ry zareo afahan-dry zareo hoe mankaiza moa ity lalana ity ? Heveriko fa hifidy ny lalana farany izay haingana ry zareo hampisy ny fitoniana ilaina amin’izao fotoana izao.

Raha ny kabarin’ny malagasy indray dia heveriko fa isika de A hatramin’ny Z dia efa leo ka te hiverenan’ny hoe fiainana ara-dalàna eto amintsika ka heveriko fa hafatra nalefany any amin’ny Iraisam-pirenena no nataony teo fa mila mivaha haingana ho’aho ity raharaha ity. Amikoa raha raisina amin’ny ankapobeny, ny fanapahan-kevitra raisina izany amin’izao dia hoe ity ve tonga dia amaha ny krizy avy hatrany. Tahaka izany ohatra io fihaonan’izy mianaka lazaina foana ankehitriny io tokony izay fanontaniana izay aloha no hapetraka mialohan’ny dinika.

Manohy 
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • Antoko politika MONIMA
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

Mitaky ny fanovàna ny rafitra

  • Fanovana ny
  • Alatsinainy 12 Oktobra 2026

fomba fitantanana ny Firenena.

  • Nipoitra i Haingo Ravatomanga
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Nitantara ny fitsoahana

  • KOLONELY GERVAIS
  • Zoma 09 Oktobra 2026

Mila mianatra mandeha irery isika

  • Vondrona
  • Zoma 09 Oktobra 2026

sy vovonana politika samihafa

  • Dinika fanavotam-pirenena
  • Zoma 09 Oktobra 2026

"Andao aloha

Hijery ny tohiny
FTT